|
|
|
|

Entrée1  asandratra
Radical  2  sandratra
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Asondrotra, apetraka ho eo amin' ny toerana ambonimbony kokoa: Tokony hasandratra ny jiro fa iva loatra
5  Omena voninahitra, ampakarina voninahitra: Mendrika ny hasandratra io lehilahy io fa nahavita be tamin' ny tanindrazana ~ Asandratr' Andriamanitra izay manetry teny
6  Atao
7  atsangana
8  Hasandratra ho olo-masina ny zanaky ny nosintsika iray [1.1]
Explications en anglais  9  to be raised high; to be exalted, to be honored [1.7]
Explications en français  10  à placer haut, à élever, à exhalter, à promouvoir en dignité [1.3]
11  qu'on soulève; qu'on exalte, honore [1.8]
Exemples  12  Dia asandratra indray ny sampy asandratra omby malaza A. [2.48]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot asandratra

Mis à jour le 2023/01/20