Entrée | 1 arotsaka |
Radical | 2 rotsaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Aidina: Arotsahy amin' izay ny vary fa efa mangotraka ny rano 5 Alatsaka amin' ny sekoly, fianaran-draharaha...: Narotsako hianatra ny zanako fa efa lehibe [1.1] |
Explications en anglais |
6 to be poured into something [1.7] |
Explications en français |
7 qu'on verse [1.8] |
Morphologie |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot arotsaka |
Anagrammes | 13 arotsaka, asatroka, asokatra |
Mis à jour le 2023/01/20 |