Entrée | 1 arodana |
Radical | 2 rodana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Azera atao ambony ambany, akoa, ahotsaka: Narodan' ny tompony ilay trano teto fa hanao vaovao izy Alaina mora foana satria be dia be: Arodana fotsiny ny kaki erỳ Antanetikelimay |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be pushed down, as a wall |
Explications en français |
6 [1.8] qu'on fait tomber, comme un mur |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |