|
|
|
|

Entrée1  arintany
Mots élémentaires  2  arina, tany
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  arina vita-Nanahary hita any ambanin' ny tany, avy amin' ireo hazo na ala nivelona efa taon-jato maro ka voatototra tany anaty tany ary mbola mitahiry herim-pirehetana izaitratra [1.1]
Explications en anglais  5  coal [1.2, 1.7]
Explications en français  6  charbon de terre [1.8, 1.13]
7  houille [1.13]
Exemples  8  Ny arintany izay ataina any an-dafy dia tena zava-maniry efa tonga mafy noho ilay zavatra manindry azy ao ambony izay efa nanarona azy ela. [1.357#]
Vocabulaire  9  Géologie
Mots composés 

Anagrammes  11  arintany, tranainy

Mis à jour le 2023/11/24