Entrée | 1 arehitra |
Radical | 2 rehitra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be set on fire; to be lighted [1.7] |
Explications en français |
6 à allumer; (colère) à atiser, (guerre) à provoquer [1.3] 7 qu'on allume [1.8] |
Exemples |
8 ary nony voa tohana tsara, dia arehitra ny fototra. [2.48] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 13 arehitra, hiaretra |
Mis à jour le 2023/01/20 |