Entrée | araka afo | |
Mots élémentaires | araka ; afo | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Haingana dia haingana, miaraka amin' ny vava, miaraka amin' izay: Ataovy araka afo ny fitakiana ny trosanao fa tsy ho azonao intsony iny raha angatahanao andro [1.1] | |
Mis à jour le 2023/06/05 |