Entrée | 1 ara-drariny |
Mots élémentaires | 2 araka, rary |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 araka ny fahamarinana [1.1] |
Exemples |
5 Hany hafatra izay heverin'ny mpanoratra ho aradrariny : aoka mba ho resaka no hanazavana ny teny rehetra, arak' izay azo atao, izany hoe fanontaniana sy valiny. [2.332#] |
Mis à jour le 2024/08/15 |