Entrée | 1 aongana |
Radical | 2 ongana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Azera ambony ambany: Naongan' ilay tadio omaly ny hazo tao atsimontrano 5 Aetry amin' ny voninahitra: Nisy manam-boninahitra maro naongan' ny fanjakana fa saika hanao hevitra hafahafa 6 Esorina amin' ny raharaha: Naongana tsy ho lehiben' ny fivondronana intsony izy [1.1] |
Explications en anglais |
7 to be thrown down, to be reduced in rank, to be expelled from a company, etc. [1.2] 8 to be thrown down; to be overthrown (of a ruler or a government); to be excommunicated [1.7] |
Explications en français |
9 qu'on fait tomber; qu'on renverse (se dit d'un gouvernement ou d'un chef d'état); qu'on excommunie [1.8] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 aongana, goanana |
Mis à jour le 2023/01/20 |