|
|
|
|

Entrée1  antsojay (tsojay)
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  [M. Richardson manao ny fototeny nihaviany ho soja; M. Malzac kosa mihevitra izany ho tsojay; M. Callet indray manao izany ho tsoja; ny hevitry ny teny anefa dia iraisany ihany] amin' ny fikendrena hanararaotra faingana ny fotoana sy ny toe-javatra mety indrindra hamelezana na hanaovana; antsontsany [1.10]
4  amin-kalozana mihoa-pampana [1.1]
5  Fanararaotana ny fahadisoana kely mba hamelezana [1.1]
6  Fanararaotana ny fahadisoana kely ataon' ny hafa, iniana, na tsia, mba hanararaotana sy hamelezana azy: Tsy mba manao antsojay akory ny mpanabe, fa ny hanasoa mandrakariva ny ankizy no tokony hokendreny [1.65]
Explications en français  7  avec une sévérité outrée [1.3]
Exemples  8  Tsy izany ihany, fa anaovana antsojay ny fananan'ny Fiangonana tamin'ny fakàna an-keriny ny fitaovan'ny FJKM teny Alarobia [4.12]
9  Tsy mba nomena ny toerana tokony hisy azy ny Indostria Malagasy fa toa an-jorombala lava, ampian’ny fingampingana samihafa sy ny antsojay eny rehetra eny. [4.39]
10  Mitady hiseho lany ao amin'ny tsenan'i Soamanatombo ny antsonjay atao amin' ny mpivarotra [4.7]
Autres orthographes  11  antsonjay, an
Mots composés 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot antsojay
Tableaux et planches  14  Tous les adverbes

Anagrammes  15  Anjoatsy, antsojay

Mis à jour le 2023/07/10