Entrée | 1 antsojay (tsojay) |
Partie du discours | 2 adverbe |
Explications en malgache |
3 [M. Richardson manao ny fototeny nihaviany ho soja; M. Malzac kosa mihevitra izany ho tsojay; M. Callet indray manao izany ho tsoja; ny hevitry ny teny anefa dia iraisany ihany] amin' ny fikendrena hanararaotra faingana ny fotoana sy ny toe-javatra mety indrindra hamelezana na hanaovana; antsontsany [1.10] 4 amin-kalozana mihoa-pampana [1.1] 5 Fanararaotana ny fahadisoana kely mba hamelezana [1.1] 6 Fanararaotana ny fahadisoana kely ataon' ny hafa, iniana, na tsia, mba hanararaotana sy hamelezana azy: Tsy mba manao antsojay akory ny mpanabe, fa ny hanasoa mandrakariva ny ankizy no tokony hokendreny [1.65] |
Explications en français |
7 avec une sévérité outrée [1.3] |
Exemples |
8 Tsy izany ihany, fa anaovana antsojay ny fananan'ny Fiangonana tamin'ny fakàna an-keriny ny fitaovan'ny FJKM teny Alarobia [4.12] 9 Tsy mba nomena ny toerana tokony hisy azy ny Indostria Malagasy fa toa an-jorombala lava, ampian’ny fingampingana samihafa sy ny antsojay eny rehetra eny. [4.39] 10 Mitady hiseho lany ao amin'ny tsenan'i Soamanatombo ny antsonjay atao amin' ny mpivarotra [4.7] |
Autres orthographes | 11 antsonjay, an |
Mots composés |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot antsojay |
Tableaux et planches |
14 Tous les adverbes |
Anagrammes | 15 Anjoatsy, antsojay |
Mis à jour le 2023/07/10 |