|
|
|
|

Entrée1  antsipiriany
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Ny andinindinin-javatra na fizarazarany madinika: Tantarao amin' ny an-tsipiriany daholo ny zava-niseho tao an-tsekolinareo
Explications en anglais  4  [1.7] in all its details
Explications en français  5  [1.8] en détail
Exemples  6  [2.558] Miditra an-tsipiriany, hoatra ny vakan'ny talaotra
7  [2.503#29] Tsy hiditra amin'ny antsipiriany isika fa ny niaraha-nahita no hambara
8  [2.996] Fa nalaminao an-danjany ny zavatra rehetra, ka miditra an' isany sy an-tsipiriany avokoa.
9  [2.895] Tsy hita ambara ny fifandrotehan'izany ady izany, ary kìvy ny penina hilaza azy an-tsipiriany.
10  [2.285] amin' io andro io, ary tsy ny andro ihany fa ny ora sy minitra koa aza raha tena harahina an-tsipiriany.
11  [2.59] Izany no nahafahantsika rnaka sary an'eritreritra ny fizotran'io ady io sy ireo zava-baovao mahaliana voatantarany amin'ny an-tsipiriany mahavariana tokoa.
Radical  12  any, tsipiria
Autres orthographes  13  antsipiriany
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot antsipiriany

Mis à jour le 2024/12/12