Entrée | 1 antsakaina |
Radical | 2 tsaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Tovozina any andoharano: Rano madio no nantsakaiko anikeheo ka mahagaga fa toa naloto tao anaty siny fotsiny tao ilay izy [1.1] |
Explications en anglais |
5 to be drawn or fetched (of water) [1.7] |
Explications en français |
6 qu'on puise à la fontaine [1.8] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 akantsanay, anatsakany, anatsikana, antsakaina, antsakanay, nanatsaika, nanatsiaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |