|
|
|
|

Entrée1  antontanisa
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.62] fikajiana ny hakitroka aseho amin' ny isan-jato: Raha jerena ny antontanisa nivoaka tamin' ny taona lasa iny dia mitombo ny zaza miditra an-tsekoly
Explications en français  4  [1.13][antontan' isa] statistique
Exemples  5  [4.7] Noho izay tsy fahalalàna izay dia tafakatra 54%-n'ny ankizy no matin'ny tsy fahampian-tsakafo avokoa, araka ny antontanisa farany
6  [4.39] Somary misy fahasamihafana anefa ny vidin-tsolika raha ny antontanisa etsy ambony no asian-teny
Vocabulaire  7  Mathématiques: statistiques
Mots élémentaires  8  antonta, isa
Synonymes  9  statistika
Mots composés 

Mis à jour le 2024/12/10