|
|
|
|

Entrée1  antery
Partie du discours  2  nom
Exemples  3  Tsy misy tentina na antery izany rehetra izany fa mandeha ho azy izao. [2.4]
4  ary ny fahafatesany dia tsy antery, fa an-tsitrapo (10. [1.38]
5  Feo hafa anefa no mbola namelovelo tao am-pony, feo nampahatsiahy azy ny folo andro sy telopolo andro, sy baositady, ny fampiasana antery, ny fakana ny taniny, ny mosary niainany teo imason' ny vary be nojereny fotsiny sahala amin' ny tany nahalavoana, feon' ny miaramilam-potaka nitondra ny mangidy indrindra mandritra ny roa taona latsaka kely, feon' ireo nokaravasiana sy niaritra fampahoriana isan-karazany tamin' ny tabataba, feon' ireo notifirina sy navarina velona tany Sahabe, antso farany nataon' ireo telo kalesy naringan' ny tafondro marovava tany Moramanga. [2.472]
Morphologie 
6  Simple :
Proverbes  7  Proverbes contenant le mot antery

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21