Entrée | antenimiera | ||
Mots élémentaires | teny ; miera | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Fivorian' olona vitsivitsy ao anatin' ny fikambanana iray mba hihevi-draharaha [1.1] | ||
Andrim-panjakana iray misy ny olom-boafidy mamolavola mifidy ary mandany ny lalàna [1.13] | |||
Explications en français | Assemblée [1.13, 1.5] | ||
Synonymes | komity | ||
Mots composés |
| ||
Mis à jour le 2023/08/16 |