|
|
|
|

Entrée1  antenatena
Partie du discours  2  préposition
Explications en malgache  3  Enti-milaza toerana eo ampovoan' ny fiakarana na fidinana iray: Niverina nody izy na dia efa tonga teo antenatena lalana aza
4  Rihana tsy ambony na ambany indrindra: Anontanio ao antenatenany fa ao izy no mipetraka [1.1]
Explications en français  5  au milieu [1.5]
Exemples  6  nahaverezana takelaka roa ao an-tenatenany ity boky ity (il y a deux feuilles de perdus au milieu de ce livre) [1.3]
7  nony tao an-tenatenan’ ny laha-teny izy, dia niorehan’ ny vahoaka (lorsqu'il fut arrivé au milieu de son discours, le peuple fit éclater son admiration) [1.3]
Morphologie 
8  Simple :
Autres orthographes  9  an
Tableaux et planches  10  Toutes les prépositions

Mis à jour le 2020/07/31