|
|
|
|

Entrée1  antaravelona
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mangatsiaka tanteraka, mamanala aoka izany: Efa antaravelona itỳ varinao fa ndeha re hano
Explications en anglais  4  [1.2] [velona, living.] Extremely cold.
Exemples  5  [2.4#] raha hafanana no ilazana azy, dia tena antaravelona mihitsy.
6  [2.528#] Tsy ra no mikoriana ao aminao fa rano mangatsiaka, antaravelona!
Mots élémentaires  7  antara, velona

Mis à jour le 2024/12/07