|
|
|
|

Entrée1  ankoatra
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina
Explications en anglais  4  [1.7] beyond; over and above
Explications en français  5  [1.3, 1.8] au-delà de
Exemples  6  Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily! [2.356]
7  Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. [2.499]
Morphologie 
8  Simple :
Mots composés 

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21