Entrée |
ankehitriny
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Enti-milaza izao vanim-potoana ivelomana izao: Betsaka ankehitriny ny tanora izay tsy miraharaha ny hevitry ny zokiolona. [1.1]
|
Explications en anglais | Now, at this time [1.7]
|
Explications en français | Maintenant, à l'époque où nous vivons, aujourd'hui [1.8]
|
Mots composés |
|
Titres |
|
|
Entrée |
ankehitriny
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Vanim-potoana nanomboka tamin'ny revôlisiôna frantsay 1789 [1.13]
|
Explications en français | Contemporain, actuel [1.13]
|
|