|
|
|
|

Entrée1  ankasa
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka
4  [1.13] isa azo zaraina roa marina tsara
Explications en anglais  5  [1.2][ankatsa] a pair. See lomisy
6  [1.7] even (of numbers)
Explications en français  7  [1.8, 1.13] pair (nombre)
Vocabulaire  8  Mathématiques: arithmétique
Antonymes  9  tsiankasa, tsyankasa
Mots composés 

Anagrammes  14  akasan, ankasa, asakan, asanak, nakasa, nasaka, sakana, sanàka

Mis à jour le 2023/04/23