|
|
|
|

Entrée1  ankasa
Partie du discours  2  adjectif
Vocabulaire  3  Mathématiques: arithmétique
Explications en malgache  4  Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka [1.1]
5  isa azo zaraina roa marina tsara [1.13]
Explications en anglais  6  a pair. See lomisy [1.2]
7  even (of numbers) [1.7]
Explications en français  8  pair (nombre) [1.8, 1.13]
Mots composés 

Anagrammes  10  ankasa, sakana, sanàka

Mis à jour le 2023/04/23