|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ankany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Sihanaka] fifandirana
4  [1.78] [Bara] ady, fifandirana
5  [1.78] [Betsimisaraka] fifandirana, fifamaliana
6  [1.78] [Tanala] fifandirana, tohika: Kaja be ankany anao fa ny Amerikanina efa avy eñy amin'ny volaña (aza be tohika ianao f'efa tonga eny amin'ny volana ny amerikanina)
Explications en anglais  7  [1.2] dispute, quarrel. See ady.
Synonymes  8  akany

Entrée (2/2)9  ankany
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  [1.78] [Bezanozano] savoka (tantely)

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21