Entrée | Anjoaty | |
Partie du discours | nom propre (ethnonyme) | |
Explications en malgache | [Betsimisaraka] Karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [1.78] | |
Exemples | Ao koa ireo Anjoaty sakalava izay mahatsiaro tena ho Sakalava kanefa tsy Sakalava fotsiny fa indrindra koa Anjoaty na Onjatsy.
[2.508] | |
Synonymes | Anjoatsy | |
Citations | Textes citant Anjoaty | |
Mis à jour le 2023/03/05 |
![]() |