|
|
|
|

Entrée1  Anjoaty
Partie du discours  2  nom propre (ethnonyme)
Explications en malgache  3  karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [Betsimisaraka] [1.78]
Exemples  4  Ao koa ireo anjoaty sakalava izay mahatsiaro tena ho Sakalava kanefa tsy Sakalava fotsiny fa indrindra koa anjoaty na Onjatsy. [2.508#]
Synonymes  5  anjoatsy, anjoatsy

Anagrammes  6  anjatoy, Anjoaty

Mis à jour le 2023/03/05