Entrée (1/2) | 1 angolaina |
Radical | 2 angola |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Arahina ny haitraitrany: Haditra io zanakao io fa efa dia angolainao loatra Enti-milaza hira izay vole-na haingonkaingony miolana kely rehefa mihira azy: Angolainy ny hirany ka ao ny mihomehy, ao ny hontsahontsa |
Explications en anglais |
5 [1.7] to have one's caprices satisfied |
Explications en français |
6 [1.8] dont on satisfait les caprices |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot angolaina |
Entrée (2/2) | 12 angolaina |
Radical | 13 angola |
Partie du discours | 14 adjectif |
Explications en anglais |
15 [1.2] the state of the shins when scorched by sitting too near the fire. Probably from Angola. |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |