Entrée | 1 angadinomby |
Radical | 2 angady, omby |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fitaovam-piasana tany taritin' omby, misy faritra efatra: 1) lelany roa mifanao ambony sy am-bany ka ny iray mitsangana toa mandidy ny tany, ny iray mitsivalana mamakivaky ny tany; 2) vy mivohitra mamadika ny tany voavaky; 3) kodiarana iray na roa, ary 4) vy lehibebe lavalava iraiketan' ireo rehetra voalaza eo aloha [1.1] |
Explications en anglais |
5 plow [1.7] |
Explications en français |
6 charrue [1.8, 1.13] |
Vocabulaire |
7 Economie: agriculture |
Anagrammes | 8 ambongadiny, angadinomby |
Mis à jour le 2020/07/31 |