|
|
|
|

Entrée (1/2)1  andriambo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Betsimisaraka] hazo avo manohana ny lohatrano
4  [1.78] [Sihanaka] andry roa lehibe manohana ny tafon-trano
5  [1.78] [Tanala] andry roa na telo manohana ny haratra na ny ambonimandry

Entrée (2/2)6  andriambo
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.78] [Bara] andry

Anagrammes  9  andramboy, andriambo, andrimbao, mandrabio, naboridam

Mis à jour le 2025/01/21