|
|
|
|

Entrée1  andriambavilanitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Teny fanajana ilazana ny vehivavy, fampiasa indrindra eo amin' ny kabary
Explications en anglais  4  [1.2] a title of respect in speaking of the ladies in enumerating classes of people at a public assembly.
Exemples  5  [2.296#] Mba diniho ny fahamaotonana sy ny fahamendrehan' ny andriambavilanitra
6  [2.528#] Manatrika eto ianareo Manamboninahitra sy ny Andriambaventy ary ny andriambavilanitra, manatrika eto ianareo miaramila sy ny zaza amam-behivavy tsy an-kanavaka.
Vocabulaire  7  Etiquette
Mots élémentaires  8  andriana, vavy, lanitra

Mis à jour le 2024/12/07