|
|
|
|

Entrée1  andriamanidahy
Radical  2  andry
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  Tsy hita tena kanefa manana aina, ka ny feony ihany no fantatry ny mahalala azy: andriamanidahy, andriamanibavy nirahin' Andriamanitra hampivavaka ny olona. [2.296]
5  Ninoany aza fa mitombo hasina ny fanahy efa nody, ka hita amin' ny tonom-bavaka fanaony fa nandrianiny ho " andriamanidahy " sy ho " andriamanibavy " izy ireo, mpizarazara ny fitahian' ilay Andriamanitra lehibe. [2.296]
Morphologie 
6  Simple :

Mis à jour le 2020/07/31