Entrée (1/2) | 1 andravana |
Radical | 2 rava |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Hira, zavamaneno sy dihy atao rehefa misy koranam-piravoravoana ao amin' ny fianakaviana; amin' ny foko sasantsasany, hira sy dihy nataon' ny mpiandry faty taloha mandra-pandevina, 5 [1.78] [Sihanaka] hira fanao raha miandry faty |
Explications en anglais |
6 [1.2] singing or other diversions connected with funerals; playing without any thought. |
Dérivés |
|
Entrée (2/2) | 10 andravana |
Radical | 11 rava |
Partie du discours | 12 verbe relatif |
Explications en français |
13 [1.3#516] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 18 |
Mis à jour le 2025/01/21 |