Entrée | 1 andrasana (andry) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy [1.1] 4 Antenaina: Ianao no nandrasanay fa tsy Rangahy io [1.1] 5 Ambenana: Aza matahotra fa efa andrasan' ny polisy ny venta lalana rehetra mety ho nitsoahan' ilay olondratsy [1.1] 6 Tandremana tsy handositra na hanimba zavatr' olona: Omby iray monja no andrasan' Ibalita ka tsy hainy sakanana tsy hanimba volin' olona [1.1] |
Explications en anglais |
7 To be watched, to be waited for [1.2, 1.7] 8 To be tended; to be expected. [1.2] |
Explications en français |
9 Qu'on attend, qu'on garde, qu'on surveille [1.8] |
Exemples |
10 andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#] 11 andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117#] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 16 andrazana |
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot andrasana |
Anagrammes | 18 andranasa, andrasana |
Mis à jour le 2023/01/21 |