Entrée | 1 andrarana |
Radical | 2 rara |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Explications en français |
4 [1.3#513] |
Exemples |
5 Fahiny dia ny fandikana ny fadin' ody aman-tsampy no natao hoe "ota" : nihinana tamin' ny zavatra andrarana, niasa tamin' ny andro tsy fiasana, sns. [2.285#18] 6 ao no anambaran'ny vehivavy ny fahoriany sy amalian' ny zatovo na tanora an-kolaka ny fifehezan'ny lehibe azy, toy ny fisotroana toaka izay andrarana azy foana. [2.606#115] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 andrarana, arandrana |
Mis à jour le 2023/01/20 |