Entrée | 1 andrandraina |
Radical | 2 andrandra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atraka ambony: Andrandrao ny lohanao Takarina amin' ny maso: Andrandrao ny haavon' irỳ tendrombohitra Antenaina, alehan' ny saina: Ny hanan-taranaka ihany no andrandrain' ny Malagasy |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be raised, to be erected, as the head; also used in speaking of the things seen by an erect look. 6 [1.7] to be raised; to be looked at from below, to be looked up to |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on lève; vers quoi on lève la tête; qu'on espère |
Exemples |
8 Andro andrandraina amin' ny herinandro. [2.4#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot andrandraina |
Anagrammes | 14 |
Mis à jour le 2025/01/21 |