Entrée | 1 andoha (ana) |
Partie du discours | 2 préposition |
Explications en malgache |
3 Teny mitovy hevitra amin' ny hoe loha, saingy ilazana ny ao anatin' ny loha ihany: Mampanelonelo ny andohako izany fofon-dranomanitra izany. Ampitahao ireto fehezanteny ireto: Marary ny lohako fa voadona (ny ivelany). Marary ny andohako fa nianatra be loatra aho (ny anatiny) [1.1] |
Explications en anglais |
4 at the head of [1.7] |
Explications en français |
5 à la tête; au commencement [1.8] |
Mots composés |
|
Tableaux et planches |
7 Toutes les prépositions |
Anagrammes | 8 andoha, hadona, nahoda |
Mis à jour le 2020/07/31 |