|
|
|
|

Entrée1  andininy
Radical  2  dinika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fitsinjarazarana ny teny ao amin' ny toko iray ka misy isa filaharany mba hahamora ny fitadiavana sy fitadidiana azy: Jereo Lioka, toko 1, andininy faha-52
5  Fizarazaran' ny tononkalo na tononkira iray, izay samy misy andalana maromaro mitovy isa: Misy andininy folo ny Midona moramora nataon' Ny Avana [1.1]
Explications en anglais  6  a verse. See dinika [1.2]
7  a verse or stanza; details [1.7]
Explications en français  8  verset ; détails [1.8]

Mis à jour le 2022/05/01