|
|
|
|

Entrée (1/2)1  andia
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Betsimisaraka] enti-milaza ny zavatra hitsahina

Entrée (2/2)4  andia
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  [1.13] fiavahan-javatra na olona na biby maromaro
Explications en français  7  [1.13] groupe
Exemples  8  Nanao andia telo ireny, samy nanana ny biby hazainy avy: tsipoy, kibobo, sahona. [2.472#]
Mots composés 

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21