Entrée (1/2) | 1 andafy |
Radical | 2 lafy |
Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza toerana ampitan' ny rano na hady, izany hoe mifanandrify amin' ny misy ny tena fa elanelanin' ny rano na ny hady: Erỳ andafin' ny rano erỳ no misy anay. / Erỳ andafy atsimo no misy ny tsena Mitovy firafitra amin' itỳ farany itỳ koa ny hoe any andafy izay ilazana ny tany any ampitan' ny ranomasina: Handeha hianatra any andafy izy raha avy taona |
Explications en anglais |
5 [1.2] (an-dafy) on the other side of, beyond, across. Commonly used for abroad, in another country. See lafy. 6 [1.7] across the seas, abroad ; on the other side of |
Explications en français |
7 [1.8] outremer; au-delà de |
Exemples |
8 Nefa nihena niandalana ireo nony tonga ny lamba avy any andafy. [1.437#] 9 Niampita namely teny andafy andrefan' i Ste Marie koa ny Frantsay. [2.508#] 10 Fahatsiarovana ny miaramila iray maty tany andafy no toa tena antony. [2.285#] 11 Tamin' ilay tanety lavabe andafy andrefan'iny no nivorian'ny vahoaka. [2.588#] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 17 andafy |
Partie du discours | 18 nom |
Explications en malgache |
19 [1.78] [Taimoro]
vahiny, mpihavy |
Anagrammes | 20 andafy, fadina, fanady, fanday, fandia, nafadi |
Mis à jour le 2023/04/09 |