|
|
|
|

Entrée1  anaty rova
Mots élémentaires  2  anaty, rova
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  ny faritra ao anatin' ny rovan' ny mpanjaka na ny solony tany ivelan' Antananarivo, toy ny komandy, governora, izay nanaovana rova hitoerany [1.1]

Mis à jour le 2023/01/21