|
|
|
|

Entrée1  Anatirova
Mots élémentaires  2  anaty, rova
Partie du discours  3  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Exemples  4  [2.508#499] Nisy fitopolo ny Vadintany Ambony tao anatirova
5  [2.528#126] Mikorontana ianareo aty anatirova, mikorontana koa ny any
6  [1.437] Nampidirina tao anatirova ireo, ka nampisehoan' ireo Betsileo ireo fahaizana
7  [2.1022] Voninahitra e izany ka natolotro ny tenako, Ary dia ao anatirova no ho fasana hilevenako!
8  [2.649#1065] Herintaona no nipetrahany tao anatirova, dia nangataka hampianatra tany Ambohitromby izy
Vocabulaire  9  Géographie: monuments
Analogues  10  anatyrova

Anagrammes  11  Anatirova, anaty rova, avitranao, ivarotana, naavotray

Mis à jour le 2025/01/21