Entrée | 1 anapariahana |
Radical | 2 pariaka |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Explications en malgache |
4 [1.1] |
Explications en français |
5 [1.3#479] |
Exemples |
6 Inona no ezaka atao hanapariahana an’izany? [4.27] 7 Koa rehefa tonga eo, dia tsy maintsy anapariahana fotsimbary ny Hazo ho Jiro: atao tototra ny olona rehetra. [2.245#] 8 Ny fahefana itsinjaram-pahefana dia ahitana fahefana anapariahana ny fitondran-draharaham-panjakana mifanandrify amin' izany. [4.27#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |