|
|
|
|

Entrée (1/2)1  an-tanàna
Radical  2  any, tanàna
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Exemples  4  - Firy anefa ny lehilahy eto an-tanàna? [2.324]
5  Hono ray olona ato an-tanàna
mba nandry teto ve Rasoavangaina?
[2.131]

Entrée (2/2)6  an-tanana
Radical  7  any, tanana
Partie du discours  8  adverbe [Liste complète]
Exemples  9  ny vola an-tanana lany tamin' ny lahasa, ny sakafo tsy misy. [2.472]
10  Ankotsohotso
hatsotso roa venty
raha mahay hianao
dia roa no ho an-tanana
[2.131]

Anagrammes  11  an-tanana, an-tanàna, natanana

Mis à jour le 2020/07/31