Entrée | 1 ampitoerana |
Partie du discours | 2 verbe relatif |
Explications en français |
3 [1.3] |
Exemples |
4 [2.470] mihady fasika eo ampitoerana eo ny lohaliny sy ny tongo-keliny. 5 [2.324] Niala daholo ny fahakiviana rehetra, ka nody ny ain-dRandrianalvo, tsy tsaroany intsony ny hasasarana sy ny hanoanany, ka renoky ny torimaso teo ampitoerana izy, ary nanonofy. |
Radical | 6 toetra |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 ampitoerana, atampinareo, pitamanareo |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |