Entrée | 1 ampifandanjaina |
Radical | 2 lanja |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Exemples |
4 Raha ampifandanjaiko ny faniriako sy ny tsy faniriako hody, toa ny tsy faniriana no mavesatra kokoa, nefa tsy tombon-danja ampy hanapahako hevitra avy hatrany izany/ [2.4] 5 Tsy maintsy ampifandanjaina ny fampandrosoana ny faritra mba hanamafisana ny firaisam-pirenena. [4.27] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2020/07/31 |