Entrée | 1 ampiarahana |
Radical | 2 araka |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Exemples |
4 Ahoana no ampiarahanao ireo zaza ireo? (pourquoi faites-vous aller ensemble ces enfants?) [1.3] 5 Ho fanatanterahana izany dia tokony horaketina ho lalàna fa tsy azo ampiarahana ny asa-miaramila sy ny fanaovana politika na asa hafa. [4.27] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 9 ampiarahana, anapariaham, manapariaha |
Mis à jour le 2023/01/20 |