Entrée | 1 amparina |
Radical | 2 ampatra |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atsotra, atao mivalandotra, velarina: Amparo ao an' efitra atsimo ao aloha io marary io Atao araka izay tratra: Nampariny marina ny fony tamin' ny teny nataony |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be stretched out, as the legs, or a corpse immediately after death. |
Exemples |
6 Aza ny alahelo havana no amparina, fa hevero ny loha ananan-tompo. [2.587#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot amparina |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |