Entrée |
ampangoro
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Betsimisaraka]
Vary miraikitra amin'ny vilany rehefa masaka ary mena ny ranony [1.78]
|
| Vary andrahoina atao nitra ny ranony ka somary may kely aza ny vody vilany ary misy takela-bary may miraikitra aminy izay antsojna hoe ampango, niavian' itỳ teny
[1.1]
|
Explications en anglais | Rice so cooked that the water has been well evaporated, and there arises a fragrant smell from it. [1.2]
|
| Rice boiled dry and fragrant [1.7]
|
Explications en français | Riz cuit jusqu'à ce que l'eau soit évaporée [1.8]
|
Vocabulaire |
Synonymes | |
Mots composés |
|
Proverbes |
|