Exemples |
5 ampandriana tsara ny mara-ry dia rakofana lamba mafa-na izy. [2.445]
6 Akory ny hagaganay fa nihanafana i Manana, nitombo harerahana, ary nandoa sy nivalana tao ampandriana tao. [2.472]
7 avy eo, manendy ny ranondresy amin' ny vilany madinika maromaro ambaram-pivadiny ho siramamy azo ampandriana amin' ny lasitra. [2.470]
8 Taloha kely, hoy Zaka somary nisondrotra teo ampandriana hiarina, dia noheverin' ise ho ny fahitako an' i Noro teo amin' ilay toerana, tahaka ny tamin' ny anganon' ise no nitiavako azy. [2.5]
|