|
|
|
|

Entrée1  ampamelomantokana
Mots élémentaires  2  am-pamelomana, tokana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Halavan-drefy hatreo an-tendron-drantsantanana havia ka hatramin' ny hitsin' ny nono havia ihany koa, izany hoe telon-jehy sy sasany na voantondro roa amby efapolo
Explications en français  5  [2.415#6682][am-pameloman-tokana] Depuis le bout des doigts jusqu' au sein du même côté, le bras étant allongé et la main ouverte
Exemples  6  Toy izao avy no fìlaza ny refy mahery: refy sy voatondro iray, roa, telo, efatra, refy sy vodivoampelatanana, refy hondry, refy sy vehana, refy sy hakiho refy sy hamaton-tsandry refy sy tovo-tsandry refy sy ampamelomantokana refy sy mamakitratra refy sy ampamelomandroa refy sy manindao. [2.436#]
Vocabulaire  7  Espace

Mis à jour le 2024/12/26