|
|
|
|

Entrée1  ambongadiny
Radical  2  vongady, -ny
Partie du discours  3  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  4  [1.1] Amin' ny antontany na anentany be, mivaingana be na maro be, fa tsy tsikelikely na tsirairay
Explications en anglais  5  [1.7] at wholesale buying and selling
Explications en français  6  [1.3] vente en gros
7  [1.8, 1.13] en gros
Exemples  8  Ohatrinona ny vidin' ny Malagasy atao ambongadiny? [2.529#140]
9  Navelan-dRavokatra tamin' ny namany ny varotra ambongadiny fanaony; [2.470#103]
10  ny varotra ambongadiny dia fivarotana zavatra betsaka indray mandeha, fa ny varotra antsinjarany kosa dia fivarotana zavatra tsipotehina madinidinika. [2.436#]
Vocabulaire  11  Economie: commerce
Antonymes  12  antsinjarany
Analogues  13  vongadiny
Mots composés 

Anagrammes  17 

Mis à jour le 2025/01/21