Entrée (1/2) | 1 Ambohibeloma |
Mots élémentaires | 2 vohitra, velona |
Partie du discours | 3 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
4 [1.10#A.325] [tanàna] any amin' ny faritr' Imamo, 20 km avaratr' Arivonimamo, miorina an-tampon-tendrombohitra andrefan' ny renirano Ombifotsy. Misy ala madinika toy ny eny Ambohimanga ny tehezany atsinanana sy atsimo, ary alan' amontana ny eo an-tompony. Avy atsimo ihany no tena lalana miditra ao an-tanàna ... |
Explications en français |
5 [1.11#86] une des douze montagnes de l’Imerina, ancien fief d’un roitelet, situé dans la commune d’Ambohitrambo, à 2 km. d’Arivonimamo |
Vocabulaire |
6 Géographie: agglomérations |
Analogues | 7 nytendrombohitraroambinifolo |
Entrée (2/2) | 8 Ambohibeloma |
Mots élémentaires | 9 vohitra, velona |
Partie du discours | 10 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Explications en malgache |
11 [1.10#A.326] Ambohibeloma avaratra: vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra, ankevitry ny 80-90 km avy ao Antananarivo, atsimo somary andrefana kelin' Anjozorobe ... |
Vocabulaire |
12 Géographie: agglomérations |
Mis à jour le 2024/12/26 |